Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony. Salamo 119:165 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 165 Be ny fiadanan’ireo tia ny lalànao;+Tsy misy na inona na inona mahatafintohina azy. Isaia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mba mankatò ny didiko mantsy ianao,+ Dia ho lasa toy ny renirano ny fiadananao+Ary ho lasa hoatran’ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+
7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.
18 Raha mba mankatò ny didiko mantsy ianao,+ Dia ho lasa toy ny renirano ny fiadananao+Ary ho lasa hoatran’ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+