FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 10:5-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa tonga teto amin’izao tontolo izao àry i Kristy, dia niteny hoe: “‘Tsy tianao ny sorona sy ny fanatitra, fa nanomana vatana ho ahy ianao. 6 Tsy nankasitrahanao koa ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota.’+ 7 Dia hoy aho: ‘Intỳ aho tonga hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô!+—Voasoratra ao amin’ny horonam-boky* ny momba ahy.—’” 8 Ary niteny izy aloha hoe: “Sady tsy tianao no tsy nankasitrahanao ny sorona sy ny fanatitra, sy ny fanatitra dorana manontolo, ary ny fanatitra noho ny ota.”—Natolotra araka ny Lalàna ireny sorona ireny.— 9 Dia avy eo izy niteny hoe: “Intỳ aho tonga hanao ny sitraponao.”+ Esoriny ilay voalohany mba hametrahana an’ilay faharoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara