6 Tsy nila sorona sy fanatitra ianao,+
Fa nosokafanao ny sofiko mba hihaino an’izay lazainao.+
Tsy nitaky fanatitra dorana sy fanatitra noho ny ota ianao.+
7 Dia hoy aho: “Intỳ aho fa tonga!
Voasoratra ao amin’ny horonam-boky ny momba ahy.+
8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+
Ary ao anatiko lalina ao ny lalànao.+