FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Iantrao* aho, Jehovah ô, fa mihareraka.

      Sitrano aho, Jehovah ô,+ fa mangozohozo ny taolako.

  • Salamo 38:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Marary ny vatako manontolo* satria tezitra ianao.

      Nanota aho ka tsy milamin-tsaina mihitsy.*+

  • Isaia 57:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no tenin’ilay Avo, dia Ilay Misandratra,

      Izay velona* mandrakizay+ sady masina ny anarany:+

      “Mipetraka any amin’ny avo sy any amin’ny toerana masina aho,+

      Nefa koa eo amin’izay torotoro fo sy manetry tena,

      Satria te hanatanjaka ny sain’izay manetry tena,

      Sy hanatanjaka ny fon’izay torotoro fo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara