Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+ Isaia 65:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho noana.+ Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta. Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho afa-baraka.+
55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+
13 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho noana.+ Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta. Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho afa-baraka.+