Jaona 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tsy mangataka aminao mba hanala azy ireo eo amin’izao tontolo izao aho, fa mba hiaro azy amin’ilay ratsy.+ 1 Jaona 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, fa izao tontolo izao manontolo kosa eo ambany fahefan’ilay ratsy.+
15 “Tsy mangataka aminao mba hanala azy ireo eo amin’izao tontolo izao aho, fa mba hiaro azy amin’ilay ratsy.+
19 Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, fa izao tontolo izao manontolo kosa eo ambany fahefan’ilay ratsy.+