51 Iantrao aho Andriamanitra ô, noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika.+
Koseho ny fahadisoako, satria be famindram-po ianao.+
2 Sasao tanteraka aho ho afaka amin’ny fahadisoako,+
Ary diovy ho afaka amin’ny fahotako.+
3 Fa fantatro tsara ny heloka vitako,
Ary eo anatrehako foana ny fahotako.+