FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+

  • Romanina 5:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tsy izany ihany fa aoka koa isika hifaly* ao anatin’ny fahoriana,+ satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga fiaretana.+ 4 Ny fiaretana indray mahatonga antsika hankasitrahan’Andriamanitra,+ ny fankasitrahan’Andriamanitra kosa mahatonga antsika hanana fanantenana,+

  • Hebreo 10:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa mila miaritra+ ianareo mba ho tanteraka aminareo ilay fampanantenana, rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra.

  • 2 Petera 1:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Noho izany àry, dia ataovy izay rehetra azonareo atao,+ ka ny finoanareo ampio hatsaran-toetra,+ ary ny hatsaran-toetranareo ampio fahalalana,+ 6 ny fahalalanareo ampio fifehezan-tena, ny fifehezan-tenanareo+ ampio fiaretana, ny fiaretanareo ampio fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara