Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+ Asan’ny Apostoly 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razambentsika tamin’ny maty i Jesosy, izay novonoinareo ka nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.*+
24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+
30 Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razambentsika tamin’ny maty i Jesosy, izay novonoinareo ka nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.*+