Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+ Efesianina 1:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ary faran’izay lehibe ilay hery omeny antsika mpino.+ Hita hoe lehibe izany heriny izany rehefa ampiasainy. 20 Io hery io no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nametrahany azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra.
24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+
19 ary faran’izay lehibe ilay hery omeny antsika mpino.+ Hita hoe lehibe izany heriny izany rehefa ampiasainy. 20 Io hery io no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nametrahany azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra.