-
2 Petera 3:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Koa satria ho levona toy izany ireo zavatra rehetra ireo, dia diniho hoe olona tokony hanao ahoana ianareo! Tokony hanana fitondran-tena masina sy hahafoy tena ho an’Andriamanitra ianareo, 12 sady hiandry sy hanao an-tsaina foana* ny fahatongavan’ny* andron’i Jehovah.*+ Noho io andro io, dia ho levon’ny afo ny lanitra+ ary hitsonika noho ny hafanana mandoro ireo singan-javatra eo aminy.
-