Romanina 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Voafatotry ny lalàna hikambana amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+ 1 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tiako ho fantatrareo anefa fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+ Efesianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo,+ toy ny anekena ny Tompo,
2 Voafatotry ny lalàna hikambana amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+
3 Tiako ho fantatrareo anefa fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+