4 mba hahafahany hanoro hevitra* ny vehivavy tanora* ho tia vady aman-janaka, 5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena, hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky ny vadiny,+ mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.
3Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo.+ Amin’izay raha misy amin’izy ireo tsy mankatò ny teny masina, dia ho voataonan’ny fitondran-tenanareo izy, fa tsy ny teny lazainareo.+