FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/11 p. 21
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—1996
  • Mitovitovy Aminy
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1996
  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1996
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1996
Hijery Hafa
Mifohaza!—1996
g96 8/11 p. 21

Avy Amin’ny Mpamaky

Hakamoana Mamaky Teny Namaky ilay lahatsoratra hoe “Mitandrema Amin’ny Hakamoana Mamaky Teny” (8 Febroary 1996) aho ary nankafy azy io indrindra, hany ka voatosika hanoratra sy hisaotra anareo noho ilay lahatsoratra mampita fahalalana nomenareo. Manome antsika ny fahafahana hahafantatra ilay Mpamorona izao rehetra izao, amin’ny alalan’ny Teniny sarobidy, dia ny Baiboly, ny famakian-teny. Noho izany, dia misy ifandraisany ny fahalemena ara-panahy sy ny hakamoana mamaky teny.

R. R., Etazonia

Na dia Kristiana vita batisa hatramin’ny 28 taona sady mpamaky tsy tapaka ireo zavatra vita an-tsoratry ny Fikambanana aza aho, dia nangataka andro lava ary nahatsapa fa nihavery ny faniriako hamaky teny. Nampahafantatra ilay olana nahazo ahy ny lahatsoratrareo! Nanome ahy ny fandrisihana hamaky mba hahasoa ny tenako, ny fanjohian-kevitrareo momba io foto-kevitra io.

A. O., Kanada

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara