FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g99 8/9 p. 1-2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1999
  • Lohatenikely
  • Nifarana teo ve ny Fandrahonana Niokleary? 3-11
  • Ilay Zanabolana Voatr’olombelona Iraisam-pirenena — Laboratoara Mihodinkodina 15
  • Fanompoana An’Andriamanitra Manoloana ny Fahafatesana 18
Mifohaza!—1999
g99 8/9 p. 1-2

Pejy Faharoa

Nifarana teo ve ny Fandrahonana Niokleary? 3-11

Koa satria nifarana ny Ady Mangatsiaka, dia nifaly ny maro fa tsy miaina intsony eo ambany fandrahonan’ny ady niokleary ny olombelona. Ity fitohitohizan-dahatsoratra ity anefa dia manao topy maso ny sasany amin’ireo antony mety hiheverana fa lehibe lavitra tsy araka ny eritreretin’ny maro ny fandrahonana niokleary.

Ilay Zanabolana Voatr’olombelona Iraisam-pirenena — Laboratoara Mihodinkodina 15

Vakio ny fitantarana mahavariana momba ny tetikasa mitohy fanambàrana io zanabolana voatr’olombelona io, raha mbola mihodinkodina amin’ny tany ihany izy io.

Fanompoana An’Andriamanitra Manoloana ny Fahafatesana 18

Nandritra ny taona maro, dia niaritra fanorisorena sy fanaovana am-ponja izy tany an-tranomaizina sy tany amin’ny toby fiasana an-tery vozona. Vakio ny tantara mampientam-po ny amin’io lehilahy afrikanina io.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Fipoahan-javatra eo amin’ny fonony: UNITED NATIONS/PHOTO BY SYGMA

NASA photo

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara