Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Sary: Pejy 4, Fizarana 4: Courtesy Canada Wide; eo ambany amin’ny pejy 44 sy ao amin’ny fanondroana sary: Neue Berliner Illustrierte; eo ambany amin’ny pejy 84 sy ao amin’ny fanondroana sary: Courtesy Canada Wide
Tsy natao hamidy ity boky ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Pirinty natao tamin’ny Martsa 2024
Malagasy (bt-MG)
© 2009, 2024
WATCH TOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF PENNSYLVANIA