FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 174-175
  • Fampidirana ny Fizarana 12

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 12
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Mampianatra Antsika Hivavaka i Jesosy
    Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe
  • Momba ny Vavaka Henoin’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • “Tompo ô, mba Ampianaro Mivavaka Izahay”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Ny Marina Momba ny Fanjakan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 174-175
Jesosy, mampianatra olon-dehibe sy ankizy

Fampidirana ny Fizarana 12

Nampianarin’i Jesosy momba ny Fanjakan’ny lanitra ny olona. Nampianatra azy ireo koa izy mba hivavaka hoe hohamasinina ny anaran’Andriamanitra, ho tonga ny Fanjakany, ary hatao etỳ an-tany ny sitrapony. Hazavao amin’ny zanakao hoe zava-dehibe io vavaka io. Tsy nivadika mihitsy i Jesosy, na dia nitaona azy hanao an’izany aza i Satana. Nifidy an’ireo apostoly i Jesosy, ary lasa anisan’ny hitondra ao amin’ilay Fanjakana ry zareo. Mariho fa tena nazoto niaro ny fivavahana marina koa i Jesosy. Tsy izay ihany fa te hanampy ny olona izy dia nanasitrana ny marary, nanome sakafo ny noana, ary nanangana ny maty mihitsy aza. Tiany haseho hoe hoatr’izany no hataon’ilay Fanjakana amin’ny hoavy.

TADIDIO IZAO:

  • Nasain’i Jesosy hitory momba an’ilay Fanjakana sy hanao mpianatra ny mpanara-dia azy

  • Rehefa mivavaka ianao, dia ny momba an’i Jehovah aloha resahina izay vao ny zavatra ilainao

  • Miezaha hamela heloka tanteraka amin’ny fo, ary ataovy amin’ny hafa izay tianao hataony aminao

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara