FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Apolonia”
  • Apolonia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Apolonia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Amfipolia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Makedonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Filipy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tesalonika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Apolonia”

APOLONIA

(Apôlônìa) [An’i Apollon; Toeran’i Apollon].

Tanàna tany Makedonia. Avy amin’ny anaran’ny andriamanitra grika hoe Apollon (andriamanitra masoandro) ny anaran’ilay tanàna. (Fanao tany amin’ny faritr’i Mediterane ny nanome anaran’andriamanitra ho an’ny tanàna.) Tao amin’ny faritr’i Mygdonia no nisy an’i Apolonia, tokony ho 35 km avy eo Amfipolia, ary 45 km avy any Tesalonika, izany hoe lalana dia an-tongotra iray andro avy any Amfipolia sy Tesalonika. Tsy nalaza ilay tanàna na dia nandalo tany aza ny Lalana Egnatia (lalambe malaza namboarin’ny Romanina), tany atsimon’ny Farihy Bolbe. Namakivaky an’i Apolonia i Paoly sy Silasy tamin’ny dia misionera faharoa nataon’i Paoly, izay azo inoana hoe tamin’ny lohataona na fiandohan’ny vanin-taona mafana tamin’ny taona 50.​—As 17:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara