FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gitaima”
  • Gitaima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gitaima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Berota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Benjamita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gidoma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Berotita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gitaima”

GITAIMA

(Gitàima) [Famiazam-boaloboka Roa].

Toerana nandosiran’ny Berotita (tsy voalaza ny antony nandosiran’izy ireo). (2Sa 4:1-3) Nisy Benjamita nonina tao Gitaima taorian’ny sesitany. (Ne 11:31, 33) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Misy milaza azy io ho ilay Gamteti voaresaka ao amin’ny Takelaka Hita tao Amarna. Toa any akaikin’i Ramleh ankehitriny no nisy an’io Gamteti io.​—Jereo BEROTA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara