FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hadadrimona”
  • Hadadrimona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hadadrimona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Megido
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Miangona ao Megido ireo firenena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Megido
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mamelona indray ny zotom-pon’ny olony Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hadadrimona”

HADADRIMONA

(Hadadrimòna).

Azo inoana fa toerana teo amin’ny lemak’i Megido. (Za 12:11) Maro no milaza azy io ho i Rommana, tokotokony ho 7 km any atsimo atsimoatsinanan’i Megido.

Milaza ny faminanian’i Zakaria fa nisy “fitomaniana mafy” tao Hadadrimona. Ny fitomaniana tamin’i Josia Mpanjaka maty an’ady tao Megido angamba no tiany horesahina. (2Mp 23:29; 2Ta 35:24, 25) Misy anefa milaza fa fombafomba fisaonana toy ny atao amin’ny andriamani-diso Tamoza io fitomaniana io (ampit. Ezk 8:14), ka anaran’andriamanitra natambatra ny hoe “Hadadrimona.” Tsy mitombina anefa izany, satria anisan’ny faminaniana momba ny Mesia ireo tenin’i Jehovah nampilazainy an’i Zakaria ireo. Tsy ny fombafomba fitomanin’ny mpanompo sampy mihitsy no hampiasaina ho ohatra hilazana faminaniana. Azo inoana kokoa hoe ny fisaonana an’ilay mpanjaka tsy nivadika tao Joda no tiana holazaina.​—Ampitahao amin’ny Za 12:10-14 ny Jn 19:37 sy ny Ap 1:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara