JALA (Jàla) [Osidia (Vavy)]. Razamben’ny fianakaviamben’ireo mpanompon’i Solomona. Niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona niaraka tamin’i Zerobabela ny sasany tamin’io fianakaviambe io sy ny Netinima.—Ezr 2:2, 55-58; Ne 7:7, 57-60.