JARESIA (Jaresìa). Lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny fokon’i Benjamina izy, ary zanakalahin’i Jerohama na taranany. Nonina tany Jerosalema i Jaresia sy ny ankohonany.—1Ta 8:1, 27, 28.