JAGORA
(Jagòra) [angamba misy ifandraisany amin’ny teny aram. midika hoe “antonta[m-bato]”].
Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21) Misy mihevitra an’i Jagora ho i Kirbet el Gharra (Tel ʽIra), tokotokony ho 14 km any atsinanan’i Beri-sheba.