FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Silima”
  • Silima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Silima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarohena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Saraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Beti-lebaota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beri-sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Silima”

SILIMA

(Silìma).

Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 32) Toa izy io ihany ilay Sarohena voalaza fa anisan’ireo tanànan’ny fokon’i Simeona tao amin’ny faritanin’i Joda. (Js 19:1, 6) Toa Saraima no iantsoan’ny 1 Tantara 4:31 azy. Misy milaza azy io ho i Tell el-Farʽah (Tel Sharohen), tokotokony ho 35 km any andrefan’i Beri-sheba.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara