MISPERETA (Misperèta). Anisan’ny lohandohany teo amin’ny Jiosy niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K. (Ne 7:6, 7) “Mispara” no nanoratana ny anarany ao amin’ny andinin-teny mifanitsy amin’io.—Ezr 2:2.