FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tob-adonia”
  • Tob-adonia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tob-adonia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Josafata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Adonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Narovan’i Jehovah i Josafata
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tob-adonia”

TOB-ADONIA

(Tob-adônìa) [Tsara ny Tompo Jah].

Iray tamin’ireo Levita nirahin’i Josafata hampianatra ny lalàn’i Jehovah tany amin’ireo tanànan’i Joda, tamin’ny taona fahatelo nanjakany. (2Ta 17:7-9) Hita ao amin’io andininy io koa ny hoe Adonia sy Tobia, ka misy manam-pahaizana mihevitra fa diso ireo mpanao dika soratra rehefa nanoratra hoe Tob-adonia, satria toa namerina tsy nahy an’ireo anarana voalaza eo aloha.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara