ZEMIRA (Zemìra) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “feon-kira”]. Lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny fokon’i Benjamina. Zanak’i Bekera na taranany izy.—1Ta 7:6, 8, 9.