FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w65 1/9 p. 240
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
  • Lohatenikely
  • NY RAHARAHAM-PITORIANA
  • FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
w65 1/9 p. 240

Fampandrenesana

NY RAHARAHAM-PITORIANA

MARO tokoa ny manao antso avo ny momba ny fitiavana, kanefa tsy mampiasa azy satria tsy fantany ny tena fitiavana marina. Amin’izy ireny ny fitiavana dia tsy mba fahafoizan-tena fa fahafinaretan’ny tena fotsiny (I Jaona 3:18). Mitarika antsika hanampy ny namantsika sy hanisy soa azy, ny fitiavana marina. Nosoritan’i Kristy mazava tsara ny tokony handahavan’ireo mpianany tena. Ny fitiavana tanteraka sy ny tena asa marin’Andriamanitra, dia manosika antsika hanampy ny namantsika mba hahafantatra an’Andriamanitra sy ny fikasany. Noho ny amin’izany indrindra, mandritra ny volana Aogositra, ny vavolombelon’i Jehovah dia hanolotra amin’ny olona rehetra ny boky “Aoka Andriamanitra no ho fantatra fa marina” sy ny “Que ton nom soit sanctifié” miaraka amin’ny boky madinika enina. Ho azonao izy rehetra ireo amion’ny vola 300 FMG na 60 ariary. Te-hanana azy va hianao? Tsotra ihany: manantòna any amin’ny Trano fivorian’ny vavolombelon’i Jehovah amin’ny toerana misy anao, na manoràta amin’izao adiresy izao:

NY FIKAMBANAN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

21, Avenue Dalmond, Andravoahangy-Haut

Tananarive

FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”:

3 Oktobra: Ny fanompoana an’Andriamanitra va mialoha ny zavatra rehetra eo amin’ny fiainanao? § 1-31. Pejy 213.

17 Oktobra: Ny fanompoana an’Andriamanitra va mialoha ny zavatra rehetra eo amin’ny fiainanao? 32-43 sy ny Didiana isika dieny izao hanao fanapahan-kevitra tsy azo tsoahina. Pejy 222.

31 Oktobra: Manompoa ny Andriamanitry ny fananganana amin’ny maty. Pejy 230.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara