FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w86 15/12 p. 32
  • ‘Tsy amelan’ny zanako mihitsy aho’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Tsy amelan’ny zanako mihitsy aho’
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
w86 15/12 p. 32

‘Tsy amelan’ny zanako mihitsy aho’

Izany no nolazain’ny lehilahy iray rehefa tonga vao haingana tao amin’ny foiben’ny Fikambanana Watch Tower any Pérou izy. Aoka havelantsika hanazava izy:

“Efa herinandro vitsivitsy izay no namerimberenan’ny zanako lahy kely tamiko mba hividianako ho azy Ny Bokiko misy Fitantarana avy ao amin’ny Baiboly. Hatramin’ny nahazoan’ny anankiray tamin’ireo mpiara-mianatra aminy izany, dia tsy namelany mihitsy aho. Nataoko daholo izay rehetra azoko natao mba hahitana izany. Tsy fantatro velively ny fomba hampitodihana ny fikarohako. Tsy nanampy ahy mihitsy ireo mpivaro-boky.

“Rehefa niresaka ny amin’izany tamin’ny anankiray tamin’ireo mpiara-miasa tamiko tany amin’ny birao aho, dia hoy io tamiko: ‘Tokony ho any amin’ny Vavolombelon’i Jehovah ianao.’ Hoy ny navaliko: ‘Tsia! Tsy ireny olona ireny. Tonga any amiko foana izy ireny ary tsy raisiko foana.’ Nampiaiky ahy anefa izy fa tsy ratsy akory ianareo. Raha ny marina, dia nidera anareo izy ary nanampy teny fa tena sarobidy tokoa ilay boky notadiaviko. Koa inty aho. Io boky io no tadiaviko.”

Azonay an-tsaina fa tianao koa ny hahazo an’io boky voatonta pirinty amin’ny sora-baventy io sady misy sary mahafinaritra. Ireo fitantarana araka ny Baiboly 116 raketiny dia mahatonga ny mpamaky hahazo an-tsaina ny Baiboly amin’ny fitambarany.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe Ny Bokiko misy Fitantarana avy ao amin’ny Baiboly.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara