Gazety ara-pivavahana inona no fatra-piely indrindra? “Ny Tilikambo Fiambenana”
Maherin’ny 15 tapitrisa izao ny isan’ny indray mivoaka amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana vita pirinty amin’ny fiteny mihoatra ny 100. Afaka mahazo Ny Tilikambo Fiambenana amin’ny iray amin’ireo fiteny atao lisitra ao amin’ny pejy faharoa ianao. Raha irinao ny hahazo Ny Tilikambo Fiambenana izay mivoaka indroa isam-bolana, dia fenoy, aza fady, ary alefaso paositra ilay tapakila eto ambany.
Iriko ny handefasana gazety Ny Tilikambo Fiambenana atỳ an-tokantranoko. Ampiarahiko amin’ny alalan’ny mandat-poste ny fandraisana anjara an-tsitrapo 11 000 FMG (famandrihana herintaona “par avion”, amin’ny fiteny malagasy na frantsay). Ampahafantaro ahy, aza fady, ny saran’ny famandrihana amin’ny fiteny hafa.