Loha Hevitra ato Anatiny
15 Novambra 2008
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
5-11 Janoary 2009
Ampio Ireo Tafasaraka Amin’ny Andian’ondry
PEJY 8
HIRA: 47, 101
12-18 Janoary 2009
Ampio Hiverina Haingana Izy Ireo!
PEJY 12
HIRA: 116, 184
19-25 Janoary 2009
Araho Foana ny Soratra Masina Rehefa Mitsabo Tena
PEJY 23
HIRA: 44, 182
26 Janoary 2009–1 Febroary 2009
Tahafo i Jesosy ka ‘Tohero ny Devoly’
PEJY 27
HIRA: 174, 191
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 8-16
Inona no azon’ny anti-panahy sy ny hafa atao mba hanampiana an’ireo mpiray finoana tafasaraka amin’ny andian’ondrin’Andriamanitra? Inona no azonao atao mba hanampiana an’ireo tsy mitory na tsy mivory intsony? Hamaly izany ireo lahatsoratra ireo. Ho hita ao koa ny fomba tokony handraisana an’ireo miverina indray.
Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 23-27
Mety ny mikarakara fahasalamana. Manatona dokotera àry ny Vavolombelon’i Jehovah ary manaiky fitsaboana samihafa. Ilaina anefa ny ‘misaina tsara.’ (Tit. 2:12) Ny fahasalamana ara-panahy no tokony hokarakaraina voalohany indrindra. Tokony hanatsara ny fifandraisantsika amin’Andriamanitra àry isika.
Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 27-31
Resahina ao ny modely nomen’i Jesosy Kristy antsika, tamin’izy nanohitra ny Devoly. Hita ao koa hoe: Nahoana Andriamanitra no natoky ny Zanany? Ahoana no nahavitan’i Jesosy nanohitra an’i Satana? Ahoana no anahafantsika an’i Jesosy?
HO HITANAO ATO KOA:
Toetra Manao Ahoana no Tianao Hananana?
PEJY 3
‘Miray Fo sy Saina’ eo Am-panompoana An’Andriamanitra
PEJY 6
‘Aoka Isika Hiezaka Hampisy Fihavanana’
PEJY 17
Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Taratasin’i Jakoba sy Petera
PEJY 20
Horonam-boky Misy “Ilay Hira teo Amin’ny Ranomasina”
PEJY 32