Loha Hevitra ato Anatiny
15 Jona 2009
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
3-9 Aogositra 2009
Aoka Ianao Hafana Fo ho An’ny Tranon’i Jehovah!
PEJY 7
HIRA: 31, 118
10-16 Aogositra 2009
PEJY 11
HIRA: 30, 181
17-23 Aogositra 2009
Milazà ny Marina Amin’ny Namanareo Avy
PEJY 16
HIRA: 192, 170
24-30 Aogositra 2009
Ny Mpanompo Mendri-pitokisana sy ny Filan-kevi-pitantanany
PEJY 20
HIRA: 51, 114
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 7-15
Nafana fo ho an’ny fivavahana marina ny mpanjaka efatra tao Joda. Inona no ianarantsika avy amin’izy ireo, mba hahatonga antsika hafana fo amin’ny fanompoana an’i Jehovah koa? Mahaliana sy ianaran-javatra ireo lahatsoratra roa ireo.
Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 16-20
Toa manamora zavatra, na mahasoa kokoa, indraindray ny mandainga na milaza zavatra tsy marina mba hamitahana olona. Mety ho hita mihitsy aza hoe mahay mangoraka kokoa isika rehefa manao izany. Nahoana ny tena Kristianina no tokony hiady mafy mba tsy ho resin’ny fakam-panahy handainga? Inona no hanampy anao amin’io lafiny io?
Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 20-24
Manaja ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina ny vahoakan’Andriamanitra. Inona anefa no fifandraisana misy eo amin’io mpanompo io sy ny Filan-kevi-pitantanana? Inona no lazain’ny Soratra Masina momba ny fomba anomezan’i Jehovah sakafo ara-panahy ho antsika ankehitriny? Ahoana no tokony hiheverantsika an’ireo mihinana amin’ny mofo sy divain’ny Fahatsiarovana? Hanazava izany io lahatsoratra io.
HO HITANAO ATO KOA:
Inona no Azoko Avaly An’i Jehovah?
PEJY 3
Afaka ny ho Sambatra ny Mpitovo
PEJY 25
PEJY 28
PEJY 32