FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 15/1 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 15/1 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Janoary 2010

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

1-7 Martsa 2010

Nahoana Ianao no Mila Manokan-tena ho An’i Jehovah?

PEJY 3

HIRA: 7, 106

8-14 Martsa 2010

Fananan’i Jehovah Isika Noho ny Hatsaram-panahiny Tsy Manam-paharoa

PEJY 7

HIRA: 62, 107

15-21 Martsa 2010

Porofoy fa Tena Mpanara-dia An’i Kristy Ianao

PEJY 12

HIRA: 40, 84

22-28 Martsa 2010

Tsy Hahomby ny Fitondran’i Satana!

PEJY 24

HIRA: 132, 133

29 Martsa 2010–4 Aprily 2010

Ny Fitondran’i Jehovah no Tsara Indrindra!

PEJY 28

HIRA: 108, 14

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 3-11

Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny dikan’ny hoe manokan-tena ho an’i Jehovah sy ny antony tokony hanokanan-tena ho azy. Ho hitantsika ao koa hoe nahoana isika no afaka matoky fa ho vitantsika ny hanao izay takin’i Jehovah, sy hoe inona avy no fitahiana ho azon’ireo lasa fananan’i Jehovah.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 12-16

Tokony hiezaka mafy isika mba hanahaka an’i Kristy. Hiresaka fomba dimy azo anaovana izany io lahatsoratra io. Ho hita fa tena mpanara-dia an’i Kristy isika raha manao izany, ary ho mora amin’ireo olona azo oharina amin’ny ondry ny hamantatra ny tena fiangonana kristianina.

LAHATSORATRA FIANARANA 4, 5 PEJY 24-32

Horesahin’ilay lahatsoratra fahefatra hoe nahoana no mampidi-doza ny fitondran’olombelona, sy hoe nahoana izany no mampiharihary fa ny fitondran’i Jehovah no tsara indrindra. Horesahin’ilay lahatsoratra fahadimy kosa hoe ahoana no ampisehoantsika fa manaiky ny fitondran’i Jehovah isika.

HO HITANAO ATO KOA:

Ampio Hiatrika Olana ny Zanakao 16

Miderà An’Andriamanitra Isan’andro 21

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara