Loha Hevitra ato Anatiny
15 Febroary 2010
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
5-11 Aprily 2010
‘Torio Amim-pahasahiana ny Tenin’Andriamanitra’
PEJY 5
12-18 Aprily 2010
Mahaiza Mampiasa “ny Sabatry ny Fanahy”
PEJY 10
19-25 Aprily 2010
“Miteny Tsy An-kijanona ny Fanahy sy ny Ampakarina hoe: ‘Avia!’ ”
PEJY 14
26 Aprily 2010–2 Mey 2010
Arahabaina Ianao Nifidy ny Fomba Fiaina Tsara Indrindra!
PEJY 24
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
LAHATSORATRA FIANARANA 1-3 PEJY 5-18
Resahin’ireo lahatsoratra ireo ny anjara asan’ny fanahy masina eo amin’ny fanompoantsika. Hazavaina ao fa manampy antsika ho sahy hitory sy hahay hampianatra ary hitory tsy tapaka io fanahy io.
LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 24-28
Mila manao ny sitrapon’i Jehovah sy mihaino an’i Jesosy isika, satria izany no fomba fiaina tsara indrindra. Miresaka ny fitahiana raisin’ireo manokan-tena ho an’Andriamanitra sy atao batisa io lahatsoratra io. Asongadiny koa izay tsy maintsy ataontsika mba tsy hialana amin’ny fahamarinana.
HO HITANAO ATO KOA:
Mihevitra An’i Jehovah ho toy ny Rainao ve Ianao? 3
Tohero ny Fampielezan-kevitr’i Satana 19
“Ny Zon’ny Ankizy Hotezaina Amin’ny Finoana” 29
Boky Manampy ny Tanora Hahatsiaro ny Mpamorona 30