Loha Hevitra ato Anatiny
1 Aprily 2010
Laharana Manokana
Nanova An’izao Tontolo Izao Izy—Mahasoa Anao Izay Notoriny
MATOAN-DAHATSORATRA
3 Ilay Lehilahy Nanova An’izao Tontolo Izao
4 Ny Vokatr’izay Nolazain’i Jesosy Kristy
5 Inona no Nampianarin’i Jesosy Momba ny Tenany?
6 Inona no Nampianarin’i Jesosy Momba An’Andriamanitra?
8 Inona no Nampianarin’i Jesosy Momba ny Fanjakan’Andriamanitra?
11 Mahakasika Anao ny Hafatra Notorin’i Jesosy Kristy
LAHATSORATRA MAHAZATRA
20 Manatòna An’Andriamanitra, ‘Tsy Hihozongozona ny Fanjakanao’
21 Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Nampianarin’ny Tompo Hamela Heloka Izy
30 Ampianaro ny Zanakao: Nianatra Nankatò i Jesosy
HO HITANAO ATO KOA
12 Inona no Marina Momba An’i Jesosy?
16 Tao Amin’ny Synagoga no Nitory i Jesosy sy ny Mpianany
26 Mitantara ny Zava-drehetra Momba An’i Jesosy ve ny Baiboly?
32 Lahateny Manokana ho An’ny Besinimaro