FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 15/4 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 15/4 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aprily 2010

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

31 Mey 2010–6 Jona 2010

Ry Tanora, Tiavo Hatrany ny Fanompoana An’i Jehovah

PEJY 3

HIRA: 89, 41

7-13 Jona 2010

Ny Anjara Asan’ny Fanahy Masina eo Amin’ny Fikasan’i Jehovah

PEJY 7

HIRA: 116, 19

14-20 Jona 2010

Aza Mijery Zavatra Tsy Misy Ilana Azy!

PEJY 20

HIRA: 61, 52

21-27 Jona 2010

Araho Foana ny Dian’i Kristy!

PEJY 24

HIRA: 54, 17

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 3-7

Ampirisihin’i Jehovah ny tanora mba hihaino sy hianatra ary hanaraka ny tari-dalany. Resahin’io lahatsoratra io hoe nahoana no manampy ny tanora hanompo an’i Jehovah amin’ny fo manontolo ny famakiana Baiboly sy ny vavaka ary ny fitondran-tena tsara.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 7-11

Fantatsika fa manatanteraka ny fikasany foana i Jehovah. Horesahin’io lahatsoratra io ny anjara asan’ny fanahy masina eo amin’ny fanatanterahana ny fikasan’i Jehovah, taloha sy ankehitriny ary amin’ny hoavy.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 20-24

Manely sary maro mety hanimba ny fifandraisantsika amin’Andriamanitra i Satana satria efa akaiky hifarana ny tontolony. Horesahin’io lahatsoratra io ny sasany amin’izany sy ny antony ampiasan’i Satana azy ireny ary ny fomba hiarovantsika tena.

LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 24-28

Inona no hanampy antsika hazoto hanompo an’Andriamanitra foana? Inona no toetra ratsy tokony hohalavirintsika raha te hanara-dia an’i Kristy foana isika? Hamaly an’ireo fanontaniana lehibe ireo io lahatsoratra io.

HO HITANAO ATO KOA:

Tadidinao Ve? 12

Avelao i Jehovah Hanontany Anao 13

Nitoky Kokoa Tamin’i Jehovah Izahay Noho ny Fitsapana 16

Tian’i Jehovah ho Voaro Amin’ny Loza Ianao 29

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara