FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 15/9 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 15/9 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Septambra 2010

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

25-31 Oktobra 2010

Miezaha Hitady ny Fitahian’i Jehovah

PEJY 7

HIRA: 95, 38

1-7 Novambra 2010

Mampiavaka ny Fivavahana Marina ny Firaisan-tsaina

PEJY 12

HIRA: 20, 121

8-14 Novambra 2010

Manome Voninahitra An’Andriamanitra ny Firaisan-tsaina Kristianina

PEJY 16

HIRA: 119, 73

15-21 Novambra 2010

“Iray ny Mpitarika Anareo, dia i Kristy”

PEJY 21

HIRA: 84, 25

22-28 Novambra 2010

Tena Miasa Ilay Mpitarika Antsika

PEJY 25

HIRA: 120, 98

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 7-11

Mila ny fitahian’Andriamanitra ny mpanompony mba hahafenoana ny fepetra takin’Andriamanitra. Mila miezaka manao inona izy ireo? Ahoana no anampian’ny fanahin’i Jehovah antsika handresy an’izay olana mety hitranga?

LAHATSORATRA FIANARANA 2, 3 PEJY 12-20

Tsara sy mahafinaritra erỳ ny miara-monina amim-piraisan-tsaina amin’ireo rahalahintsika. Hanampy antsika hankasitraka izany ireo lahatsoratra ireo. Ho hitantsika hoe nahoana no i Jehovah irery no afaka mampiray saina ny olona avy amin’ny firenena rehetra. Hodinihintsika koa hoe inona no azontsika tsirairay atao mba hampiray saina ny fiangonana, ka hanome voninahitra an’Andriamanitra.

LAHATSORATRA FIANARANA 4, 5 PEJY 21-29

Hanampy antsika ireo lahatsoratra ireo mba hahatakarantsika kokoa ny fomba itarihan’i Kristy, ilay Mpanjakantsika any an-danitra. Hitany izay mitranga eo anivon’ny fiangonana tsirairay eto an-tany, ankehitriny.

HO HITANAO ATO KOA:

Hitako ny Nandrosoan’ny Asa 3

Ezaka Manokana Natao Tany Boligaria 30

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara