FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w11 15/9 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
w11 15/9 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Septambra 2011

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

24-30 Oktobra 2011

I Jehovah no Anjarako sy Lovako

PEJY 7

HIRA: 38, 56

31 Oktobra 2011–6 Novambra 2011

Ahoana no Ampisehoanao fa i Jehovah no Anjara Lovanao?

PEJY 11

HIRA: 40, 85

7-13 Novambra 2011

Mahareta Amin’ilay Hazakazaka Hahazoana Fiainana

PEJY 16

HIRA: 54, 135

14-20 Novambra 2011

‘Mihazakazaha mba Hahazoanao ny Loka’

PEJY 20

HIRA: 81, 129

21-27 Novambra 2011

Fantatr’i Jehovah ve Ianao?

PEJY 25

HIRA: 107, 4

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 7-15

Hoy i Jehovah tamin’ny Levita: “Izaho no anjaranao sy lovanao.” (Nom. 18:20) Inona no dikan’izany? Ny Levita irery ve no nahazo an’io fitahiana io? Afaka mahazo azy io koa ve isika? Raha eny, inona no tokony hataontsika? Hamaly an’izany ireo lahatsoratra roa ireo.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 16-24

Toy ny mihazakazaka isika izao mba hahazo ny lokantsika, dia ny fiainana mandrakizay. Inona no tokony hataontsika mba handresy isika? Inona no hanampy antsika tsy ho kivy? Inona no fandrika sy zavatra hafa mety hanelingelina antsika? Ary inona no azontsika atao mba hamitana an’ilay hazakazaka?

LAHATSORATRA FIANARANA 5 PEJY 25-29

Fantatr’i Jehovah, izany hoe raisiny ho namany ny mpanompony tsy mivadika. Voninahitra lehibe izany! Inona anefa no toetra tokony hananantsika mba ho namany foana isika? Hanampy antsika tsirairay handini-tena io lahatsoratra io.

HO HITANAO ATO KOA

3 Soa Ihany Aho fa Namaky Baiboly Foana

30 Ry Anti-panahy, Tahafo i Finehasa

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara