FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w11 15/12 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
w11 15/12 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Desambra 2011

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 Janoary 2012–5 Febroary 2012

Ohatra Tsara i Solomona sa Ohatra Ratsy?

PEJY 8

HIRA: 61, 57

6-12 Febroary 2012

Nahoana Isika no Tokony Hanaiky ny Tari-dalan’ny Fanahy Masina?

PEJY 13

HIRA: 71, 63

13-19 Febroary 2012

Nitari-dalana An’ireo Mpanompon’i Jehovah Fahiny ny Fanahy Masina

PEJY 18

HIRA: 81, 51

20-26 Febroary 2012

Ny Fomba Fiasan’ny Fanahy Tamin’ny Taonjato Voalohany sy Ankehitriny

PEJY 22

HIRA: 69, 122

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 8-12

Misy olona sasany resahin’ny Baiboly nanao zavatra tsara mendrika hotahafina, nefa koa nanao zavatra ratsy tokony hohalavirina. Anisan’izany i Solomona. Hodinihintsika hoe inona no lesona azontsika tsoahana avy tamin’izay nataony.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 13-17

Misy hery lehibe iray afaka mitari-dalana antsika, mba hahafahantsika mamakivaky an’ity tontolo ratsy ity. Inona io hery io? Nahoana isika no tokony hanaiky hotarihin’izy io? Ary inona no azontsika atao raha te hahazo ny tari-dalan’izy io?

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 18-26

Maro ny mpanompon’i Jehovah fahiny notarihin’ny fanahy masina. Ahoana no niasan’ny fanahin’Andriamanitra tamin’izy ireo? Handrisika antsika hanompo an’i Jehovah foana ny fandinihana ny fomba nitarihan’i Jehovah azy ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 Niezaka Nanamboatra ny Fiainanay Izahay ka Notahin’i Jehovah

27 Miezaha ho Faly Foana na Marary Aza

31 Tadidinao Ve?

32 Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2011

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara