FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/8 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/8 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aogositra 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

24-30 SEPTAMBRA 2012

‘Homba Anareo Aho’

PEJY 3 • HIRA: 65, 2

1-7 OKTOBRA 2012

Asehoy fa Vahoakan’ny Fanjakan’Andriamanitra Ianao!

PEJY 11 • HIRA: 16, 98

8-14 OKTOBRA 2012

Mitandrema Amin’ny Fandriky ny Devoly!

PEJY 20 • HIRA: 61, 25

15-21 OKTOBRA 2012

Halaviro ny Fandrik’i Satana!

PEJY 25 • HIRA: 32, 83

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 3-7

Milaza ny faminaniana fa hitombo be “ny tena fahalalana” amin’ny “fotoanan’ny farany.” (Dan. 12:4) Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io fa tanteraka amin’ny fomba miavaka io faminaniana io. Ho hitantsika ao koa ny porofo fa manampy ny mpanompon’i Jehovah i Jesosy ankehitriny.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 11-15

Hianarantsika ao amin’io lahatsoratra io hoe iza no tena olom-pirenen’ny Fanjakan’Andriamanitra. Hodinihintsika ao koa hoe inona no takina amin’izy ireo, ary ahoana no ampisehoan’izy ireo fa tia ny fitsipik’Andriamanitra izy ireo.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 20-29

Mampiasa fandrika miafina i Satana matetika, mba hanimbana ny finoantsika. Hodinihintsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny fandrika dimy ampiasainy, dia ny teny tsy voafehy, ny tahotra olona, ny fanamelohan-tena tafahoatra, ny fitiavan-karena, ary ny fanitsakitsaham-bady. Hovelabelarina ao koa hoe inona no azontsika atao mba hialana amin’ireo fandrika ireo.

HO HITANAO ATO KOA

8 “Handray Valisoa Ianareo Amin’izay Ataonareo”

16 Miray Saina Isika ary Manana Tetikasa Mahatalanjona

30 Tadidinao Ve?

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Rahalahy mitory amin’ny mpiompy, any Bafatá, any Guinée-Bissau

GUINÉE-BISSAU

MPONINA

1 515 000

MPITORY

120

FAMPIANARANA BAIBOLY

389

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara