FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w13 15/4 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
w13 15/4 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aprily 2013

© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

3-9 JONA 2013

Ahoana no Handraisan-tsoa Amin’ny Famakiana Baiboly?

PEJY 7 • HIRA: 114, 113

10-16 JONA 2013

Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra mba Hanampiana ny Tenanao sy ny Olon-kafa

PEJY 12 • HIRA: 37, 92

17-23 JONA 2013

‘Fantaro Izay Zava-dehibe Kokoa’

PEJY 22 • HIRA: 70, 98

24-30 JONA 2013

Aza Reraka Manompo An’i Jehovah

PEJY 27 • HIRA: 129, 63

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Ahoana no Handraisan-tsoa Amin’ny Famakiana Baiboly?

▪ Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra mba Hanampiana ny Tenanao sy ny Olon-kafa

Nilaza i Paoly fa “velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra.” (Heb. 4:12) Tsy handray soa amin’ny herin’ny Tenin’Andriamanitra anefa isika, raha tsy mianatra azy io sy mampihatra izay ianarantsika. Hohazavaina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny fomba mahomby ianarana ny Baiboly sy ny fomba azontsika ampiasana azy io eo amin’ny fiainantsika sy eny amin’ny fanompoana.

▪ ‘Fantaro Izay Zava-dehibe Kokoa’

▪ Aza Reraka Manompo An’i Jehovah

Tombontsoa be ho antsika ny hoe anisan’ny fandaminan’Andriamanitra eo amin’izao rehetra izao. Ahoana no azontsika ampisehoana hoe manohana azy io isika? Inona no hanampy antsika hiara-mandeha amin’ny fandaminan’i Jehovah ary tsy ho reraka manompo azy? Hohazavaina ao amin’ireo lahatsoratra ireo izany.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nahafoy Tena Izy Ireo: Meksika

17 Nanompo Manontolo Andro Tany Akaikin’ny Faribolan-tendrontany Avaratra

32 Fantatrao Ve?

FONONY: Mandeha mitory amin’ny 7.30 maraina, na alohan’izay, ny ankamaroan’ny fiangonana any Népal. Mitory amin’ny olona rehetra hitany eny an-dalana izy ireo

NÉPAL

MPONINA

26 620 809

MPITORY

1 667

MPIANATRA BAIBOLY

3 265

[Tabilao, pejy 2]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara