FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w13 15/6 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
w13 15/6 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jona 2013

© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

5-11 AOGOSITRA 2013

Tiavo Ireo Toetran’i Jehovah

PEJY 7 • HIRA: 69, 89

12-18 AOGOSITRA 2013

Malala-tanana sy Mahay Mandanjalanja i Jehovah

PEJY 12 • HIRA: 22, 110

19-25 AOGOSITRA 2013

Tsy Mivadika sy Mamela Heloka i Jehovah

PEJY 17 • HIRA: 63, 77

26 AOGOSITRA 2013–1 SEPTAMBRA 2013

Avelao Hamolavola Anao i Jehovah, ka Ekeo ny Fananarany

PEJY 24 • HIRA: 120, 64

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Tiavo Ireo Toetran’i Jehovah

▪ Malala-tanana sy Mahay Mandanjalanja i Jehovah

▪ Tsy Mivadika sy Mamela Heloka i Jehovah

Manana toetra maromaro hafa i Jehovah, ankoatra an’ireo toetrany efatra lehibe. Hanampy antsika ireo lahatsoratra telo ireo mba ho tia kokoa an’ireo toetran’i Jehovah hafa ireo. Hodinihintsika tsirairay izy ireo, ka hofantarintsika ny dikany. Hodinihintsika avy eo hoe ahoana no ampisehoan’i Jehovah an’ilay toetra, ary ahoana no hanahafantsika azy.

▪ Avelao Hamolavola Anao i Jehovah, ka Ekeo ny Fananarany

Oharin’ny Baiboly amin’ny mpanefy tanimanga i Jehovah, mba hilazana ny fahefana ananany amin’ny olona. (Is 64:8) Ho hitantsika ato hoe inona no ianarantsika amin’ny fomba namolavolan’i Jehovah ny olona na firenena fahiny, ary inona no tokony hataontsika raha te handray soa isika rehefa volavolainy.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nahazo Fitahiana Be dia Be Aho Nankatò An’i Jehovah

22 Fanontanian’ny Mpamaky

29 Ry Anti-panahy, Miezaha Hamelombelona ny “Reraka”

32 Tadidinao Ve?

FONONY: Fitoriana eny an-dalana any Francfort, any Alemaina

ALEMAINA

MPONINA:

81 751 600

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

162 705

MPIANATRA BAIBOLY

74 466

MPANATRIKA FAHATSIAROVANA TAMIN’NY 2012

265 407

[Tabilao, pejy 2]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara