Loha Hevitra ato Anatiny
15 Janoary 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
3-9 MARTSA 2014
Manompoa An’i Jehovah, Ilay Mpanjakan’ny Mandrakizay
PEJY 7 • HIRA: 106, 46
10-16 MARTSA 2014
Ny Zava-bitan’ilay Fanjakana Tato Anatin’ny 100 Taona
17-23 MARTSA 2014
24-30 MARTSA 2014
Manompoa An’i Jehovah Dieny Mbola Tsy Tonga ny Andro Mahory
31 MARTSA 2014–6 APRILY 2014
Rahoviana no ‘ho Tonga Ilay Fanjakana’?
PEJY 27 • HIRA: 108, 30
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ Manompoa An’i Jehovah, Ilay Mpanjakan’ny Mandrakizay
Ho hita ao amin’io lahatsoratra io fa efa Mpanjaka foana i Jehovah, ary manana fahefana amin’ny anjely sy ny olombelona izy. Mandrisika antsika koa izy io mba hanahaka an’ireo nifidy ny hanompo an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay.
▪ Ny Zava-bitan’ilay Fanjakana Tato Anatin’ny 100 Taona
Hanampy antsika io lahatsoratra io mba hankasitraka kokoa izay nataon’ny Fanjakan’ny Mesia tato anatin’ny 100 taona. Handrisika antsika koa izy io mba tsy hivadika amin’ilay Fanjakana sy hisaintsaina ny tena dikan’ny andinin-teny ho an’ny taona 2014.
▪ Ry Tanora, Mahaiza Misafidy
▪ Manompoa An’i Jehovah Dieny Mbola Tsy Tonga ny Andro Mahory
Inona no hataoko eo amin’ny fiainako? Tena mila misaintsaina an’izany ireo rehetra nanokan-tena ho an’i Jehovah. Ho hitantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny toro lalana afaka manampy ny tanora sy ny efa zokinjokiny mba hanompo bebe kokoa an’i Jehovah.
▪ Rahoviana no ‘ho Tonga Ilay Fanjakana’?
Sahiran-tsaina amin’ny zava-mitranga eran-tany ny olona maro izao, na variana amin’ny fiainany. Misy porofo telo ao amin’io lahatsoratra io, hanampy antsika hatoky fa efa handringana an’ity tontolo ratsy ity ny Fanjakan’Andriamanitra.
HO HITANAO ATO KOA
FONONY: Fitoriana amin’ny mpianatra vahiny eny amin’ny oniversite ao Lviv
UKRAINE
MPONINA
45 561 000
MPITORY
150 887
Misy fiangonana 1,737 sy antoko-mpitory 373 mampiasa fiteny 15, anisan’izany ny fiteny hongroà, romanianina, rosianina, iokrenianina, ary ny Tenin’ny Tanana Rosianina