Loha Hevitra ato Anatiny
15 Mey 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
7-13 JOLAY 2014
Ahoana no Tokony ‘Hamaliantsika ny Olona Tsirairay’?
14-20 JOLAY 2014
Miezaha ho Tsara Fanahy Amin’ny Olona Itorianao
21-27 JOLAY 2014
Andriamanitra Tia Filaminana i Jehovah
PEJY 21 • HIRA: 125, 53
28 JOLAY–3 AOGOSITRA 2014
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ Ahoana no Tokony ‘Hamaliantsika ny Olona Tsirairay’?
▪ Miezaha ho Tsara Fanahy Amin’ny Olona Itorianao
Sarotra indraindray ny mamaly ny fanontaniana apetraky ny olona itoriantsika. Miresaka fomba telo andresena lahatra ny olona manontany antsika ny lahatsoratra voalohany. (Kol. 4:6) Ny faharoa indray mampiseho ny fomba ampiharana ny tenin’i Jesosy ao amin’ny Matio 7:12 rehefa mitory.
▪ Andriamanitra Tia Filaminana i Jehovah
▪ Miaraha Mandroso Amin’ny Fandaminan’i Jehovah
Nandamina ny vahoakany foana i Jehovah hatramin’izay. Resahin’ireo lahatsoratra ireo hoe inona no takin’i Jehovah amin’ny vahoakany, ary nahoana isika no tsy tokony hivadika amin’ilay fandaminana ampiasainy.
HO HITANAO ATO KOA
FONONY: Fitoriana amin’ny mpivaro-trondro eny amoron-dalana. Misy fiteny 20 mahery ao amin’io nosy io
SAIPAN
MPONINA
48 220
MPITORY
201
MPISAVA LALANA MAHARITRA
32
MPISAVA LALANA MPANAMPY
76
Mpanatrika ny fahatsiarovana tamin’ny 2013
570