FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w14 15/7 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
w14 15/7 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jolay 2014

© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

1-7 SEPTAMBRA 2014

“Fantatr’i Jehovah ny Azy”

PEJY 7 • HIRA: 63, 66

8-14 SEPTAMBRA 2014

‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ ny Vahoakan’i Jehovah

PEJY 12 • HIRA: 64, 61

15-21 SEPTAMBRA 2014

“Ianareo no Vavolombeloko”

PEJY 23 • HIRA: 31, 92

22-28 SEPTAMBRA 2014

‘Ho Vavolombeloko Ianareo’

PEJY 28 • HIRA: 102, 103

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ “Fantatr’i Jehovah ny Azy”

▪ ‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ ny Vahoakan’i Jehovah

Resahina ao ny dikan’izay voalaza ao amin’ny 2 Timoty 2:19 sy ny ifandraisan’izy io amin’izay nitranga tamin’ny andron’i Mosesy. Hita ao koa hoe ahoana no azon’ny Kristianina ampisehoana fa ‘an’i Jehovah’ izy ireo ary ‘miala amin’ny tsy fahamarinana.’

▪ “Ianareo no Vavolombeloko”

▪ ‘Ho Vavolombeloko Ianareo’

Horesahina ao ny antony iantsoana antsika hoe Vavolombelon’i Jehovah. Handrisika antsika ireo lahatsoratra ireo mba hazoto hitory momba an’i Jehovah sy Jesosy, sady hanana fitondran-tena tsara manome voninahitra azy ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nahafoy Tena Izy Ireo: Mikronezia

17 Namoy ny Raiko Aho Nefa Nahita Ray Vaovao

FONONY: Anabavy mampiasa ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? mba hitoriana amin’ny vehivavy roa avy amin’ny foko ndebele. Eo ivelan’ny trano iray nentim-paharazana any ambanivohitra izy ireo, ary manao ny akanjo mampiavaka ny fokony ireo vehivavy. Ny 2 isan-jato monja amin’ny mponina any Afrika Atsimo no avy amin’ny foko ndebele

AFRIKA ATSIMO

MPONINA

50 500 000

TAMPON’ISAN’NY MPITORY

94 101

MPITORY MITENY NDEBELE

1 003

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara