Loha Hevitra ato Anatiny
15 Novambra 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
29 DESAMBRA 2014–4 JANOARY 2015
Inona no Vokatry ny Nitsanganan’i Jesosy Tamin’ny Maty?
5-11 JANOARY 2015
Nahoana no Tsy Maintsy Masina Isika?
PEJY 8 • HIRA: 119, 17
12-18 JANOARY 2015
Tsy Maintsy Masina Amin’ny Fitondran-tena Rehetra Isika
19-25 JANOARY 2015
“Olona Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny”
26 JANOARY 2015–1 FEBROARY 2015
‘Firenen’Andriamanitra Ianareo Ankehitriny’
PEJY 23 • HIRA: 112, 101
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ Inona no Vokatry ny Nitsanganan’i Jesosy Tamin’ny Maty?
Ho hita ao ny porofo fa tena natsangana tamin’ny maty i Jesosy ary velona izy izao. Hita ao koa ny tokony ho vokatr’izany eo amintsika sy ny fitoriantsika.
▪ Nahoana no Tsy Maintsy Masina Isika?
▪ Tsy Maintsy Masina Amin’ny Fitondran-tena Rehetra Isika
Miorina amin’ny Levitikosy ireo lahatsoratra ireo. Hita ao hoe: Nahoana i Jehovah no mandidy ny vahoakany ho masina? Inona no hanampy antsika ho masina? Ahoana no hahatonga antsika ho masina amin’ny fitondran-tena rehetra?
▪ “Olona Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny”
▪ ‘Firenen’Andriamanitra Ianareo Ankehitriny’
Sarotra amin’ny olona sasany ampianarintsika Baiboly ny mahatakatra hoe iray ihany ny fandaminan’i Jehovah. Mino izy ireo fa mampifaly an’Andriamanitra ianao rehefa tso-po, na inona na inona fivavahanao. Resahin’ireo lahatsoratra ireo fa ilaina ny mamantatra ny vahoakan’Andriamanitra sy manompo an’i Jehovah miaraka amin’izy ireo.
FONONY: Mpitory ilay Fanjakana mitory ao Santiago de Cuba, tanàna faharoa lehibe indrindra ao Cuba. Malaza noho ireo hira sy dihy nentim-paharazana io tanàna io
CUBA
MPONINA
11 163 934
MPITORY
96 206
MPISAVA LALANA MAHARITRA
9 040