FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w15 15/3 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
w15 15/3 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Martsa 2015

© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

4-10 MEY 2015

“Izany no Sitrakao”

PEJY 7 • HIRA: 65, 64

11-17 MEY 2015

‘Hiambina Hatrany’ ve Ianao?

PEJY 12 • HIRA: 108, 24

18-24 MEY 2015

Mandraisa Lesona avy Amin’ilay Fanoharana Momba ny Talenta

PEJY 19 • HIRA: 101, 116

25-31 MEY 2015

Tohano Foana ny Rahalahin’i Kristy

PEJY 25 • HIRA: 107, 63

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ “Izany no Sitrakao”

▪ ‘Hiambina Hatrany’ ve Ianao?

Resahin’ny lahatsoratra voalohany ny nataon’i Jehovah mba ho tsotra kokoa sy mazava kokoa amin’ny vahoakany ny fampianarany. Ilay faharoa indray manazava ny fanoharan’i Jesosy momba ny virjiny folo sy ny fomba anampian’izy io antsika mba hiambina foana.

▪ Mandraisa Lesona avy Amin’ilay Fanoharana Momba ny Talenta

▪ Tohano Foana ny Rahalahin’i Kristy

Hodinihintsika ny fanoharana roa nolazain’i Jesosy tamin’izy niresaka ny famantarana ny fanatrehany. Momba an’ireo mpanompo nomena talenta ny iray, ary momba ny fanavahana ny ondry sy osy ny iray. Fantaro ny antony nilazan’i Jesosy an’ireo fanoharana ireo sy ny ilantsika azy ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nahita Asa Mahafa-po Kokoa Izahay

17 Fanontanian’ny Mpamaky

30 Mbola Azo Atao Ihany ve ny Manambady “ao Amin’ny Tompo”?

FONONY: Maro ny mpizaha tany tonga any Copàn mba hijery ny sisan-javatra tsy rava fahiny. Manampy ny olona hibanjina ny hoavy kosa ny Vavolombelon’i Jehovah any

HONDURAS

MPONINA

8 111 000

MPITORY

22 098

MPISAVA LALANA MAHARITRA

3 471

Ny teny espaniola no fiteny ofisialy any Honduras. Misy mpitory 365 miteny garifuna anefa any amin’ny fiangonana 12. Misy fiangonana 11 sy antoko-mpitory 3 koa any mampiasa ny Tenin’ny Tanana any Honduras

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara