FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w15 15/9 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
w15 15/9 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Septambra 2015

© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

26 OKTOBRA 2015–1 NOVAMBRA 2015

Miezaka ho Matotra toa An’i Kristy ve Ianao?

PEJY 3

2-8 NOVAMBRA 2015

Mandrisika Anao Hanao ny Tsara ve ny Feon’ny Fieritreretanao?

PEJY 8

9-15 NOVAMBRA 2015

“Aoka Ianareo ho Mafy Orina ao Amin’ny Finoana”

PEJY 13

16-22 NOVAMBRA 2015

Inona no Manaporofo fa Tia Antsika i Jehovah?

PEJY 18

23-29 NOVAMBRA 2015

Inona no Hataontsika Raha Tia An’i Jehovah Isika?

PEJY 23

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Miezaka ho Matotra toa An’i Kristy ve Ianao?

▪ Mandrisika Anao Hanao ny Tsara ve ny Feon’ny Fieritreretanao?

Ny ho lasa Kristianina matotra no tanjontsika. Tokony hiezaka mafy handroso ara-panahy sy hampiofana ny feon’ny fieritreretantsika àry isika. Resahin’ireo lahatsoratra ireo hoe inona no hanampy antsika ho matotra sy hampiasa tsara ny feon’ny fieritreretantsika.

▪ “Aoka Ianareo ho Mafy Orina ao Amin’ny Finoana”

Misy lesona momba ny finoana azontsika ianarana avy amin’ny tantaran’i Petera. Hanatanjaka ny finoantsika izany sady hanampy antsika hahalala an’izay zavatra mety hampahalemy ny finoantsika.

▪ Inona no Manaporofo fa Tia Antsika i Jehovah?

▪ Inona no Hataontsika Raha Tia An’i Jehovah Isika?

Sambatra isika satria mahalala hoe tia antsika i Jehovah. Sambatra koa isika rehefa mamaly fitia azy. Hodinihintsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny zavatra nataony mba hanaporofoana fa tia antsika izy. Ho hitantsika ao koa izay tokony hataontsika raha tia azy isika.

HO HITANAO ATO KOA

28 Sambatra Aho fa Notahin’i Jehovah

FONONY: Mpitory italianina ao amin’ny fiangonana miteny sinoa, mitory amin’ny vahiny mitsidika an’i Roma. Mametraka tabilao fampirantiana eny akaikin’ny toerana malaza izy ireo, ka mahasarika olona an-jatony isam-bolana

ITALIA

MPONINA

60 782 668

MPITORY

251 650

MPISAVA LALANA

33 073

Misy 37 ny fiteny vahiny itoriana ny vaovao tsara any, ary 24 000 mahery ny mpitory manao an’izany

Sary, pejy 2
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara