Loha Hevitra Ato Anatiny
26 DESAMBRA–1 JANOARY 2017
4 Mifampahereza Foana “Isan’andro”
I Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy no tena mahay mampahery indrindra. Zava-dehibe tamin’ny apostoly Paoly koa ny hoe mampahery. Hahay haneho fitiavana sy hampahery ny mpianakavintsika sy ny olona ao amin’ny fiangonana misy antsika isika rehetra, raha manahaka azy ireo.
2-8 JANOARY 2017
9 Nahoana ny Vahoakan’i Jehovah no Voalamina Tsara?
9-15 JANOARY 2017
14 Tena Manaja ny Tenin’Andriamanitra ve Ianao?
Valiana ao amin’ireo lahatsoratra ireo ireto: Nahoana no tian’i Jehovah ho voalamina ny vahoakany? Inona no hanampy antsika hanaraka an’izay voalazan’ny Tenin’Andriamanitra ka ho voalamina tsara? Inona no azontsika atao mba hampisehoana fa manohana foana ny fandaminan’i Jehovah isika?
19 “Asa Goavana” no Miandry Antsika
16-22 JANOARY 2017
21 Nantsoina Hiala Tamin’ny Maizina Isika
23-29 JANOARY 2017
26 Niala tao Amin’ny Fivavahan-diso Izy Ireo
Hazavaina ao amin’ireo lahatsoratra ireo hoe oviana ny vahoakan’i Jehovah no lasa babo tao amin’i Babylona Lehibe, ary oviana izy ireo no afaka tao. Resahina ao koa izay nataon’ny voahosotra tamin’ny taona 1870 tany ho any mba hahazoana tsara an’izay lazain’ny Tenin’Andriamanitra. Ho hitantsika ao fa tsy nety nifandray tamin’i Babylona Lehibe ny Mpianatra ny Baiboly.