FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w17 Mey p. 2
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
w17 Mey p. 2

Loha Hevitra Ato Anatiny

3-9 JOLAY 2017

3 Ampio ‘Hanompo An’i Jehovah Amim-pifaliana’ Ireo Vahiny

10-16 JOLAY 2017

8 Ahoana no Azo Anampiana ny Ankizy Vahiny?

Ho hitantsika ao amin’ny lahatsoratra voalohany ny olana mahazo an’ireo rahalahy sy anabavintsika nitsoa-ponenana, ary izay azo atao mba hanampiana azy ireny. Ny lahatsoratra faharoa indray hanazava toro lalan’ny Baiboly hanampy ny ray aman-dreny handray fanapahan-kevitra hahasoa ny zanany.

13 Tantaram-piainana: Mahavita Mampianatra Aho na dia Marenina Aza

17-23 JOLAY 2017

17 Aza Avela Hihamangatsiaka ny Fitiavanao

24-30 JOLAY 2017

22 “Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?”

Tsy mora ho an’ny mpanompon’i Jehovah rehetra ny miaina eto amin’ity tontolo ity. Hianarantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo fa tsy ho tia tena hoatran’ity tontolo ity isika, raha tia foana an’i Jehovah sy ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly ary ny mpiara-manompo amintsika. Ho hitantsika koa hoe inona no hanampy antsika ho tia kokoa an’i Kristy fa tsy ny zavatra atolotr’ity tontolo ity.

27 Nanampy An’ireo Rahalahy i Gaio

30 Mahafaly ny Manana Fiainana Tsotra

31 Fantaro ny Tantarantsika

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara